Rivo Rakotovao

« Manohana ahy ny Firaisankina ankoatra ny « Pro-Siteny » »


  • Talata 01 Oktobra 2024

Nanamafy ny firotsahan-kofidiany ho ben’ny tanàna ny Mpandrindra nasionalin’ny Antoko HVM

sady efa filoham-panjakana teo aloha Rivo Rakotovao. Noho ny sakana nahazo azy nataon’ny Pro-Siteny, dia nivadika ho amin’ny anaran’ny antoko misy azy fa tsy amin’ny anaran’ny vovonana nirotsahany tamin’ny voalohany, saingy nanipika fa manohana azy avokoa ny mpikatroka ao anatin’io, ankoatra ny fikambanana iray izay nitsivalana. « Hirotsaka ho fidiana ho Ben'ny Tanànan'i Mahajanga I ny tenako, izay atolotry ny antoko HVM. Mifanome tanana sy miray hina amiko amin'izao hazakaka izao ireo antoko politika mandrafitra ny vovonana Firaisankina (ankoatra ny Pro-Siteny) sy ireo fikambanana ara-drazana, ara-pinoana sy ara-piaraha-monina izay mandrafitra ny lisitr'ireo mpanolontsaina 19 miaraka amiko Hijoro aho hamaly babena sy hitondra ny anjara birikiko ho fampandrosoana an'i Mahajanga tanàna nahabe », hoy i Rivo Rakotovao. Asa hanao ahoana izany ny fizotry ny fifidianana ao Mahajanga ?
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT