Politique

Resaka « iles éparses » Familiviliana ny saim-bahoaka


  • Sabotsy 31 Oktobra 2015

Tsy dia mampiraika ny olona loatra ity resaka « iles éparses » na ireo vondro-nosy kely manodidina an’i Madagasikara.

 Mety hihevitra avy hatrany ny sasany fa olona tsy tia tanindrazana izay manana ny fihevitra tahaka izany fa dia havela ho very anjavony hanjakan’ny vahiny ve ity tanintsika ity ? Raha anaovana fijery mahitsy tokoa dia zaran’ny fanjakana aza misy manely resaka mba hamiliana ny sain’ny olona tsy hieritreritra ny fahoriana manjo azy andavanandro handrebirebena azy tsy hitaky ny hamerenana izany fandriampahalena izany, tsy hisaintsaina ny resaka delestazy manorisory loatra ankehitriny sy ireo fahasahirana. Familivilina saim-bahoaka no atao ao anatin’ity resaka “iles éparses” ity !


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT