Politique

Razanamahasoa Christine Hiala Mapar fa hotendrena senatera ?


  • Alakamisy 03 Desambra 2015

Hitrangan-javatra tsy dia ampoizina loatra hatrany eo amin’ity tontolon’ny fanaovana politika malagasy ity. Ankehitriny dia tsikaritry ny mpandinika toe-draharaham-politika eto amintsika fa ohatra ny somary mihatakataka tsikelikely amin’ireo namana mahatoky eo anivon’ny vondrona

 

Mapar mbola tena manohana an’i Andry Rajoelina ny solombavambahoaka voafidy avy any Ambatofinandrahana, Razanamahasoa Christine Harijaona. Tsikaritra amin’ny fifandraisana somary mangatsiatsiaka tsy toy ny teo aloha misy eo amin’ity solombavambahoaka ity sy ireo mpiara-dia aminy izany tato ho ato. Raha ny siosion-dresaka mandeha dia manomboka mikisaka manakaiky ny fitondran’ny filoha Rajaonarimampianina ity depiote ity fa hoe : “mety hotendren’ny filoham-pirenena” avy amin’ny zo hananany ho Senatera Rtoa mpahay lalàna ity rehefa tsy nahomby tany amin’ny fifidianana ben’ny tanànan’i Fianarantsoa, hoy ny tombantomban’ny maro maharaka tsara ny raharaha politika eto.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT