RAVOLARIMANANA JOA KIM

Mijoro hampitambatra ny mponina ao Alasora


  • Talata 03 Desambra 2024

Mijoro hampitambatra ny mponina ao Alasora, distrikan’Avaradrano Ravolarimanana Joa Kim.

Tanora mandray andraikitra ny tenany raha ny nambarany manana tanjona hampiray ny rehetra manomboka any amin’ireo Ben’ny tanana nifandimby hatramin’izay, ireo tanora nanana disadisa ara-piarahamonina… mba hisian’ny fiaraha-monina vanona. Kandida laharana faha-4 ao amin’ity kaominina ity ny tenany natolotry ny tsy miankina. Ankoatra io voalaza io dia vonona hitondra asa fihariana ho an’ny isam-batan’olona eny anivon’ny tokantrano ihany koa ny tenany, hampandroso ny sehatry ny fanabeazana, hanamboatra ny lalankely, hamaha ny olan’ny rano, vina izay nambarany fa azony tamin’ny hetahetan’ny mpiara-monina avokoa.
Pati
Legende : Ny kandida Kim ao Alasora !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT