Rasambozafy Cyrille

> Miray hina fa tsy manaiky be fahatany kosa


  • Alakamisy 14 Novambra 2013


Nisaotra ny filohan’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita sy ireo mpikambana ao amin’ny Birao maharitra tamin’ny ezaka nataon’izy ireo ka nahafahan’ny mpikambana CST teo aloha Joseph Yoland afaka mitsabo tena amin’ny hopitaly ivelan’ny fonja nitanana azy ny vondrona GEC «Groupe Eclaireur de Contact», hoy Rasambozafy Cyrille. Mampiseho mibaribary ny firaisankina eo anivon’ity andrimpanjakana mpanao lalàna ity izany rehefa misy ny voinkava mahatra ny mpikambana ao aminy, hoy hatrany ity mpikambana CST ity. Izany kosa anefa, hoy izy, tsy hitarika sanatria amin’ny fihetsika manaiky be ka andeha ho mpananga-tanana fotsiny amin’ny fanapahan-kevitra fanaovan-dalàna hanasoavana ny firenena, indrindra amin’ny fandinihana ny volavolan-dalàna tetibolam-panjakana 2014 dinihinay ankehitriny.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT