Ramandimbison Paul

«Governemanta tena mahalala ny maharary ny vahoaka no ilaina»


  • Alakamisy 11 Jolay 2024

Mila governemanta mahay miara-miasa amin’ny filoham-pirenena izahay

fa tsy manoro vohana azy, hoy ny raiamandreny avy any Nosy Varika, Ramandimbison Paul. Governemanta ahitana minisitra mandray antso na finday, hoy izy, fa tsy hoe rehefa vazaha dia raisina fa rehefa samy gasy dia tsy raharahiana. Miantso ny filoham-pirenena mba hametraka governemanta araka ny rariny sy hintsiny. Governemanta tena mahalala ny maharary ny vahoaka no ilaina, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT