Raharaham-pirenena

Mila ny fahatsapantenan’ireo manam-pahaizana


  • Alarobia 09 Oktobra 2024

Fantatr’izao fitondrana izao ireo mpanohitra ireo, hoy ny mpampianatra mpikaroka

sady mpanao politika, Pr Marcellin Andriantseheno. Raha tsy misy fahatsapan-tena avy amin’ireo manam-pahaizana, manam-pahalalana ary manam-panahy, hoy izy, tena manaitran’ny olona ary mitarika, tsy hisy na inona na inona miseho eto. Aleo izao fotsiny. Tsy misy andrasana fa miandry an’ireo mpanao politika ireo hifamaky vava eo. Tsy misy vahaolana. Izaho tsy manana. Ireo nitondra taloha milaza fa mahay an’izao sy izao nefa teo izy tsy nahay an’izany. Ireo mitondra ankehitriny indray haiko, 2018 aho nilatsaka, haiko ny zavatra tadiaviny fa aleo aho tsy hiteny zavatra betsaka, hoy hatrany izy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT