Raharaham-pirenena

Hiteny ireo Raiamandreny ara-drazana


  • Talata 28 Novambra 2023

Mbola mafana tanteraka ny raharaham-pirenena taorian’ny fifidianana nampisara-bazana.

Vao mainka nanamafy ny lonilony politika sy nandavaka lalindalina kokoa hatrany ny tsy fitovian-kevitra. Ny andaniny miziriziry sy mizahozaho ho mpandresy, ny andaniny manamafy fa mitohy ny tolona ary hanerana ny Nosy. Manao ranolava ny fanambaran’ny herivelona samihafa eo anatrehan’ny toe-draharaham-pirenena misy, ka ho an’ny anio dia ireo Raiamandreny ara-drazana indray no hivoaka amin’ny fahanginany manoloana ny zava-misy. Raha tsy misy ny fiovana, hisy ny fanambarana lehibe ataon’izy ireo amina toerana malaza iray etsy Anosy ny andron’ny anio. Andrasana izay hambaran’izy ireo.
Toky R
Sary fanehoana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT