Raharaha Ninie Donia

“Ny 16 oktobra no hivoaka ny didim-pitsarana”


  • Alakamisy 12 Oktobra 2023

Tsy maintsy hanohy hitaky ny famotsorana ny mpanakanto Ninie Donia izahay,

hoy ny fianakavian’ity mpanakanto, mpanao politika voafonja noho ny fitarihana olona nitaky ny taniny tao Nosy be ity. Ny 16 oktobra izao no mivoaka ny fanapahan-kevitry ny fitsarana na “cours d’appels” ao Antsiranana, hoy ny solontenan’izy ireo, Joseph Yoland. Tsy maintsy mijoro mijery izay tokony atao mialoha an’io, hoy izy. Nafana fo tamin’ny fiarovana ny tanin’ny malagasy i Ninie Donia, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT