Raharaha Foutsie Tsotsy

Mitaky ny fanafahana azy ny Grand Sud-Est


  • Alatsinainy 18 Septambra 2023

Andrasana izany ny ho tohin’ny raharaha Sylvia Randriantsotsy na Foutsie Tsotsy izay nosamborina ny faran’ny herinandro teo.

Hiakatra fampanoavana anio izy raha ny loharanom-baovao. Andaniny, mitaky ny fanafahana azy ireo Raiamandreny avy amin’ny Grand Sud-Est izay nanao fanambarana omaly. « Mitaky ny fanafahana ny zanakay Randriantsotsy Sylvia tsy misy fepetra satria mahatsapa izahay fa tsy fandikan dalana velively no nataony fa fanehoan- kevitra tsotra tamin'ny tambajotran- tserasera,... Zo fototra ao anatin'ny lalampanorenena izany fanehoan- kevitra an- kalalahana izany ka tsy mendrika hanasaziana azy. Mahatoky ny fahendrenareo fitsarana izahay Ray aman-dReny Grand Sud Est. Fa raha migadra ny zanakay dia handray fepetra izaha. Manantena ny fahalalan- tsainareo izahay avy aty Grand Sud Est”, hoy ny fanambarana.
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT