Politique

Raha mitady fifidianana madio Tena mila ferana sy mazava ny volan’ny kandida


  • Zoma 03 Martsa 2023

Misy tsy mahazo ilay resaka hoe famerana ny vola ampiasainay amin'ny fampielezankevitra, hoy ny mpanao gazety, mpamakafaka, Miary Rasolofoarijaona.

Ilay izy anie ka miainga amin'ny kajy mazava e! hoy izy. Izany hoe jerena daholo ny tokony ho fandaniana ataon'ny antoko sy ny kandida dia izay no apetraka ho mari-bola farany ambony. Mety ao anatin'ilay hoe fifampiresahana mialohan’ny fifidianana no hifaneken'ny antoko azy io. Zavatra faharoa goavana ihany koa ilay hoe mila mazava ny loharanom-bola sy ny fitantanana izany vola izany ary indrindra, tsy azo atao ny mandray fanampiana avy amin'ny orinasa avy any ivelany sy firenena vahiny. Tena zavatra farany bitika ireo amin'ny resaka vola raha mitady fifidianana madio isika, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT