Rabetsaroana Sylvain Willy

> Hifidy sy hampandany ny kandida Dr Robinson Jean Louis


  • Sabotsy 30 Novambra 2013


Nisafidy ny andro zoma 30 novambra 2013, nifanandrify indrindra tamin’ny fanombohan’ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa, miaraka amin’ny fifidianana solombavambahoaka, ny kandida Rabetsaroana Sylvain Willy, nanambarany ny fanapahan-keviny amin’ny fiatrehana ny fifidianana ho avy. Nisy, araka izany, ny fanambarana navoakany milaza fa : “Izaho, Rabetsaroana Sylvain Willy, kandida filoham-pirenena tamin’ny fihodinana voalohany, izay notohanan’ireo vondrona politika sy fikambanana maro samihafa dia manohana, ary miantso ireo fikambanana rehetra izay niara-dia tamiko, mba hifidy sy hampandany ny kandida Dr Robinson Jean Louis ho filoham-pirenena voalohan’ny Repoblika fahefatra”.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT