Politique

Profesora Joseph Ramiandrisoa “Tsy sahy miatrika fifidianana ny fitondrana”


  • Talata 13 Aogositra 2019

“Tsy sahy miatrika fifidianana ny fitondram-panjakana”, hoy ny minisitra teo aloha, ny dokotera Joseph Ramiandrisoa.

 

 

 

 Midika izany, fa misy fitavozavozana ihany eo amin’izao fitondrana izao. Tokony hitazona ny daty efa naroson’ny Ceni ny fitondrana, ka handroso sy hanao ny fifidianana Ben’ny tanàna, fa afaka iray volana mantsy dia tapitra ny fe-potoana hiasan’ny Ben’ny tanàna am-perinasa rehetra. Tsy vahaolana mihitsy ny fanendrena izay ho Pds, fa mifanohitra amin’ny demokrasia izany. Ny firosoana amin’ny fifidianana ihany no vahaolana, hoy hatrany izy.

 

Sitraka r.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT