PR JOSEPH

Miantso ny CENI mba handala sy hanaja ny fahamarinana


  • Talata 24 Desambra 2024

Miantso ny CENI mba handala sy hanaja ny fahamarinana ny Pr Joseph manoloana ny famoahana ny voka-pifidianana

Ben’ny tanana notanterahina ny 11 Desambra lasa teo. Ny fahamarinana ihany mantsy hoy izy no manandratra ny firenena kanefa ankehitriny rehefa navoakan ' Andriamanitra ny voka- pifidianana marina, araka ny tenin ' i Jesosy Kristy izay voasoratra ao amin ' ny Matio 10 : 26b manao hoe : fa tsy misy afenina izay tsy haseho , na takona izay tsy ho fantatra dia nahoana no nolavinareo indray izany ka nolazainareo fa nisy nanao " piratage ny Site " ao aminareo ? Eo anatrehan’izany hoy hatrany izy dia aoka isika mba handinika sy hisaina tsara mialohan ' izao fankalazana ny nahaterahan ' i Jesosy Kristy Mpamonjy izao , mba tsy hanaonao foana araka ny voasoratra ao amin’ny tenin’Andriamanitra manao hoe : inona moa no soa ho azon ' ny olona , raha mahazo izao tontolo izao , kanefa very ny ainy ? Ary inona no homen ' ny olona ho takalon ' ny ainy ? Fa ho avy ny Zanak ' olona amin ' ny voninahitry ny Rainy , mbamin ' ny anjeliny , dia hamaly ny olona rehetra araka ny nataony .
Pati
Legende : Ny Pr Joseph mpandinika ny raharaham-pirenena sady mpanompon’Andriamanitra !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT