Politique

Pr Ange Andrianarisoa “Tsy misy zavatra vita raha tsy misy fifampiresahana”


  • Zoma 30 Desambra 2022

Namondrona ny antoko politika rehetra tao amin’ny FMDR ny filoha Didier Ratsiraka tamin’ny fotoan’androny, hoy ny sekretera nasionaly lefitry ny antoko politika Arema, ny Pr Ange Andrianarisoa.

Isany, hoy izy, ny MFM. Ilaina ny fampitoviana ny tanjona tiana ho tratrarina rehefa mitantana ny firenena. Tsy misy ny zavatra vita raha tsy misy fifampiresahana sy fifampidinihana. Tsy misy mpanao politika manana tanjona hanao ratsy ho an’ity firenena ity. Ilaina ny fanabeazana ara-batana, saina, fanahy, fihetseham-po. Tsy miombon-kevitra amin’ny fikaonandoham-pirenena izahay raha fanonganam-panjakana no tanjony satria tsy ilain’ny vahoaka izany. Tsy ilainy ny firenena mikorontana na sanatria misy adim-poko fa ny ilainy dia ny hisian’ny filaminana sy firindrana eto amin’ity firenena ity. Ny Arema dia handrotsaka olona ho fidiana manomboka any amin’ny fokontany, depiote, loholona sy ny rehetra, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT