Politique

Paraina Auguste “Aza aodina amin’ny zon’ny voafonja ny resaka”


  • Alarobia 12 Oktobra 2022

Sarotra no inoana fa ho malalaka ny gadra amin'ny fanehoana ny safidiny raha ao anatin'ny fonja na “prison” ny biraom-pifidianana na “bureau de vote”

hoy ny ambasadaoro, minisitra, filohan’ny antenimieram-pirenena teo aloha, Paraina Auguste. Ao ny faneriterena isan-karazany fa ao ihany koa ny fampanantenana toy ny fahafahana vonjimaika , famotsoran-keloka, fanalefahan-tsazy, sakafo tsara sy ny maro hafa, hoy izy. Raha tsy izany dia avelao izy ireo hifidy any amin’ny biraom-pifidianana any amin'ny fokontany raha tena mitady fifidianana madio ianareo. Aza aodina any amin'ny zon'ny voafonja ny resaka fa maro ny mahafantatra izany. Inona indray ny ketrika manaraka, hoy hatrany ny tenany ?

J. Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT