Politique

Ninie Donia Miha mafy ny fitakiana amin’ny famotsorana azy


  • Zoma 23 Desambra 2022

Sazy mihatra 6 volana an-tranomaizina no azon’ny anabaviko Ninie Donia teo, hoy ny mpanao politika sady mpandraharaha ao Nosy Be, Joseph Yoland.

Tokony efa nody izy ny 16 desambra teo, hoy izy, nefa dia mbola any am-ponja hatramin’izao ny tenany sy olona miisa 7 miaraka aminy. Ninie Donia dia olona miaro ny tanindrazany. Tsy manaiky ny fakan’ireo vahiny ny taniny namboleny fary hanaovana siramamy. Tsy olona nanao ratsy I Ninie Donia fa tia tanindrazana sy niaro ny taniny ka tsy hanaiky hatramin’ny farany izahay. Avoahy i Ninie Donie sy ireo ekipany ireo izao dieny izao! Nandefa taratasy tany amin’ny minisitra tomponandraikitra moa izahay. Hikorontana ity firenena ity raha tsy mivoaka i Ninie Donia, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT