Politique

Naivo Raholdina Miantso ny mpino FJKM ho tony


  • Alarobia 18 Janoary 2023

Nanamafy ny fanohanany tsy misy fepetra ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, izay filoha mpanorina ny antoko politika Tanora malagasy vonona na TGV ny TGV eto Antananarivo renivohitra.

Manohana ny vina sy ny veliranon'ny filoham-pirenena ny TGV Tana ville, hoy izy ireo. Antoko matanjaka sy miray hina ary mijoro manerana ny boriborintany miisa 6 eto Antananarivo renivohitra ny antoko TGV. Hisy ny kaongresy hanehoan'izy ireo izany. Manoloana ny toritenin’ny Mpitandrina Zaka Andriamampianina izay nampisy resabe sy naha tohina olona maro dia miantso ny mpino FJKM TGV, hoy ny mpandrindra sy mpitondra tenin’ny TGV Tana ville dia ny Solombavambahoaka, Naivo Raholdina, ho tony na dia eo aza ireny toriteny miendrika fanehoan-kevitra politika, izay sady fandikana lalampanorenana no fiantsiana ny mpitondra ireny.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT