Mpanasa lamba, mpanao rugby, kitra, boxe

« Mila miaro ny vato azon’i Tahina isika »


  • Zoma 06 Desambra 2024

Manohana ary hampandany an’i Tahina Razafinjoelina amin’ny fifidinana ben’ny tanàna ho tanterahana ny 11 desambra 2024

ny vondrona fikambanana ahitana ny fikambanan’ny mpanasa lamba ao amin’ny « association Ny Aina », ny fikambanan’ny mpanao rugby, ny fikambanan’ny mpilalao baolina kitra ary ny fikambanan’ireo mpanao ady totohondry (boxe) avy amin’ireo boriboritany 6, araka ny fikambanana nataon’izy ireo omaly. Ilay kandida laharana faharoa, io no izy hoy izy ireo. Mety ny vinany sy ny programanasany hoy ireto fikambanana ireto. Sady manohana izy ireo no hiezaka handresy lahatra ny mpiara-monina mba nifidy sy hampandany an’i Tahina Razafinjoelina. Nanamafy ihany koa anefa ireto vondrona fikambanana avy amin’ny boriboritany 6 ireto fa mila arovana ny safidy amin’io 11 desambra io.Niantso ny mpanara-dia rehetra izy ireo mba hiaro ny vaton’i Tahina Razafinjoelina amin’io fifidianana io.
RTT
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT