Mijoro ireo Raiamandreny

«Hanavotra ny firenena no tanjona!»


  • Alakamisy 28 Martsa 2024

Raiamandreny maromaro omaly no nanao fanambarana tetsy Tsimbazaza fa tany misy olobe tsy miady zaza.

Mijoro izahay, hoy izy ireo, hampihavana ny zana-drazana rehetra. Na eo amin’ny fitondrana izy na vahoaka tsotra na mpiasam-panjakana na miaramila na mpivavaka, rehefa malagasy iraimanontolo. Miangavy ny raiamandreny avy any amin’ny faribolana avaratra na «Triangle du nord» mba hifandamina isika malagasy fa tsy hisaritaka lava izao. Efa izao no fahantrana mahazo ny firenena dia mbola tsy hifanaraka ihany ve isika? Aoka ny zana-drazana rehetra hifandamina fa tsy hifandrafy amin’ny hevitra tsy mitovy! Hanavotra ny firenena no tanjona, hoy hatrany izy ireo!
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT