Miary Rasolofoarijaona

«Rehefa miteny ny olompirenena fa tsy manaiky lembenana…»


  • Alatsinainy 03 Jona 2024

Ho an'ny tomponandraikim-panjakana rehetra, hoy ny mpanao gazety, mpamakafaka raharaham-pirenena,

Miary Rasolofoarijaona. Rehefa miteny ny olompirenena fa tsy manaiky lembenana raha angalarina ny safidiny; ny hevitr'izany dia miantso anao tomponandraikitra izy mba hanaovanao ny asanao am-pahamarinana. Mampatsiahy anao izy fa izao fitondrana izao dia naka fahefana teny amin'ny arabe ka azony averina amin'ny fotoana rehetra izany. Fehiny: Eny mandrahona sy mampitahotra anao izy fa azy ny tena fahefana. Tsy anao ka aoka ho hajaina ny marina sy ny lalàna, hoy hatrany ity mpamakafaka ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT