Miary Rasolofoarijaona

“Na ianareo aza hanongo tena”


  • Alarobia 30 Aogositra 2023

Ho an'ireo mpanohana Rajoelina rehetra, hoy ny sekretera jeneralin’ny olafitry ny mpanao gazety malagasy

teo aloha sady mpamakafaka raharaham-pirenena, Miary Rasolofoarijaona, io resaka mozea any Antsirabe io, tena fahadisoana tanteraka. Ento daholo ny tohan-kevitrareo fa na ianareo aza hanongo tena, hoy izy. Ny tena malagasy tsy misora-tena fa miandry asandratra. Efa tsy malagasy intsony fa raha tena frantsay koa tsy nanao an'io? Tsy mbola nisy tao anatin'ny 60taona hoe filoha am-perin'asa nanokatra mozea mitondra ny anarany. Lasa basin'ariary fito ianareo izao, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT