Politique

Miary Rasolofoarijaona “Efa tena ratsy ity fitondrana ity”


  • Alarobia 19 Oktobra 2022

Lasa ny saiko, hoy ny mpanao gazety sady mpandinika fiainam-pirenena, Miary Rasolofoarijaona. Kely aho fa tsy lehibe, hoy izy,

fa raha ny olon-dehibe mpitatana firenena no mampiasa soratra masina tsy hijoroana amin'ny andraikitra tokony ho raisina, tena efa ratsy ity fitantanana ity. Rehefa ny depiote ve no manao heloka dia hoe izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy nefa halatra akoho aza mampiditra am-ponja? Sa hisy hiteny indray avy eo hoe heviny manokana iny? Ny antsika mantsy na efa eny amin'ny sehatra iraisampirenena, mbola misy izany dia misy esorina avy eo. Efa tena ratsy ity fitondrana ity, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT