Marc Ravalomanana

«Entano ny olompirenena hanamaeina ny anarany»


  • Talata 13 Febroary 2024

Nandalo tao amin’ny fokontany Faravohitra Ambony omaly nanamarina

ny anarany tao anaty lisitry ny mpifidy ary naka ny karatra maha mpifidy ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana. Aza adino, hoy izy, fa mifarana ny 15 febroary 2024 ho avy izao ny RALE na ny «Révision annuelle de la liste électorale». Entano ary ny olompirenena isaky ny fokontany hanamarina ny anarany, hoy hatrany ny tenany. 2 andro izany sisa hananan’ny olompirenena hanamarinany izay anarany izay, raha isaina manomboka anio.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT