MANOMBOKA ETO NY FANOVANA

Manohy ny tolona ny mpanohitra tena izy


  • Alarobia 20 Novambra 2024

Tsy hoe zava-baovao no atao ankehitriny fa fanohizana ny tolona natomboka ny taona 2023,

hoy ireo mpitarika antoko, mpiaradia amin’i Tahina Razafinjoelina nandray fitenenana teny Mahamasina. Amin’ny alalan’ity fifidianana ben’ny tanàna ity no hitondrantsika ny fanovana tena izy, hoy ry Constant Raveloson, Prezida Lala, Désiré Ranirisoa, Jean Jacques Ratsietison, Toavina Ralambomahay, Jean Jacques Ratsietison ary ny kandida Tahina Razafinjoelina. Miaraka be ny olona hanao fanovana fa tsy manao ranon’Ikopa ka hoe tonga namana vao mavomavo hoy izy ireo, ary tsy lova tsy mifindra ny fitantanana an’Antananarivo ka hoe hotantanana fianakaviana iray. Mazava ny hafatra : tsy miaraka amin’ny mpamitaka sy mpivarotra tanindrazana. Miasa isika hoy izy ireo mifanohana,mifanampy fa vitantsika io. Mpanohitra tena izy sahy mijoro hatrany isika ho an’ny tombotsoan’ny vahoaka, hoy izy ireo.
RTT
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT