Politique

Mahery Lanto Manandafy “Tsy maintsy hampifalifaliana ny mpanjakanareo”


  • Alatsinainy 26 Desambra 2022

Izaho moa migadra fa toa gadra hafa koa ny anareo “fonctionnaires” na mpiasam-panjakana tsy nahazo “prime” na fisitrahana, hoy ny mpampaneno lakolosy an-tambazotran-tserasera voafonja,

Mahery Lanto Manandafy, araka ny tatitry ny hafany nampitain’ireo namany indray. Lasan'i dadabe noely. Ny vola 35 tapitrisa Ariary isa-minitra kosa no natokana ho an’ny fiadidiana ny repoblika na “budget présidence” koa! Tsy maintsy hampifalifaliana ny mpanjakanareo, hoy hatrany izy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT