Maha raiamandreny ara-drazana

Mitady ho lasa fampisaraham-bazana ?


  • Alakamisy 21 Desambra 2023

Lasa fampisaraham-bazana toy ny fandroritana ny resaka maha

mpanohitra sy mpanohana fitondrana koa ankehitriny ny maha raiamandreny ara-drazana eto Madagasikara. Voizina ny hoe ireto no tena izy na ireto no sandoka. Inona tokoa moa na inona avy no fenitra maha raiamandreny ara-drazana eto amin’ity firenena ity, raha iverenana hatrany amin’ny tantaran’i Madirovalo tany amin’ny taona 1972 tany ho any mihitsy ao amin’ny tononkiran’ny tarika Mahaleo? Iza ihany koa no natao hamaritra hoe ireto no raiamandreny ara-drazana marina dia ireto no tsy izy? Ahoana no hanavahana hoe ireto Tangalamena, ireto Lonaky, ireto Olobe, ireto Ampanjaka, ireto Andriambe sy ny tohiny rehetra? Heverina fa mbola tena adihevitra farany lalina izany ho an’ny sarambabem-bahoaka, indrindra, ireo fiarahamonina an-drenivohitra izay matetika lavitry ny antsoina hoe rafitra nentim-paharazana.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT