Politique

Madagasikara Lasa fisolelahana ny fanaovana politika


  • Alarobia 17 Jolay 2019

Tena mbola ao anatin’ny fianarana demokrasia sy repoblika isika izao, hoy ny mpanao politika, Dany Rakotoson. Antony dia matetika afangarontsika sy lasa bontolo ny adihevitra.

 Rehefa tsy mitovy hevitra dia miady. Samy manana ny fomba fijeriny anefa, hoy izy, ka ny fisian’ny antoko mpanohitra dia ny mba tsy hisian’ny fitanilan’ny hevitra satria manjary tsy miteraka fandrosoana raha izay no miseho. Ny ankabetsahan’ny olona miditra ao anaty fitondrana amin’izao fotoana dia lasa mpandraharaha. Hany ka ny fitsinjovana ny tenany sy ny tombontsoany no lasa laharampahamehany ary lasa mivadika fisolelahana ilay fanaovana politika eto, hoy izy, ary endrik’izany ireny hoe vao lany dia milaza fa hanohana fitondrana ireny.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT