Lola Rasoamaharo

Nohampangaina ho nandositra ny fonja koa


  • Alarobia 24 Janoary 2024

Nadoboka am-ponja vonjimaika amin’ny raharaha hafa indray

ary hiakatra fitsarana ny 23 febroary izao ny filoha tale jeneralin’ny La Gazette de la Grande Ile, Lola Rasoamaharo. Voarohirohy nandositra ny fonja izy rehefa nangataka hivily tao an-tranony taorian’ny fiakarany teny amin’ny fitsarana ny 19 desambra teo, araka ny vaovao marim-pototra azo avy amin’ny mpisolovava azy. Misy vehivavy iray koa voampaingotra ho mpiray tsikombakomba taminy ary nidoboka am-ponja vonjimaika taorian’ny fiakaran’izy ireo fampanoavana ny 22 janoary teo. Hiakatra fitsarana indray izany ity mpandraharaha ity afaka 1 volana, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT