Loholona MM Rakotondrainibe Ndriana

Nesorina tsy ho filohan’ny vaomiera sosialy


  • Alarobia 25 Oktobra 2023

Noho ny antony ara-politika, mitohy hatrany ny antsonjay ataon’ny mpitondra fanjakana

amin’ireo tsy mitovy firehana aminy, hoy ny fanazavan’ny loholon’i Madagasikara avy amin’ny antoko politika Malagasy Miara-Miainga na MMM, voafidy teto amin’ny faritanin’Antananarivo, izay nesorina tsy ho filohan’ny vaomiera sosialy intsony omaly tolakandro, Rakotondrainibe Ndriana. Tsy mampiova zavatra izany, hoy izy, ary mitohy ny tolona hampanjaka ny fahamarinana eto amin’ny firenena. Raha izay no antony dia raisiko ho voninahitra ny fanesorana ahy ho filohan’io vaomiera io, hoy ihany izy, satria tsy afaka hiray tsikombakomba amin’ny tsy fahamarinana ato amin’ny antenimieran-doholona aho.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT