Politique

Loholon’i Madagasikara Hanana kandidŕ manerana ny nosy ny HVM


  • Zoma 13 Novambra 2015

Efa vonona ary hanana kandidŕ manerana ny nosy na manerana ny Faritany 6 ny antoko HVM, hoy ny filohany, Rivo Rakotovao teny amin’ny Panorama Andrainarivo.

Tena hanao izahay fa efa nahatafiditra Ben’ny tanàna maro manerana an’i Madagasikara ka efa azo lazaina fa mahafehy ny tontolo politika eto amin’ny firenena. Tsy izahay akory no tsy hanana olona hatolotra izany fa ny fifandaminanana tsy maintsy atao fa zavatra iankinan’ny fiainam-pirenena no atrehana.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT