Laza Razafiarison

«Tsy fankatoavana fampiharana lalàna no nanongana ny Pr Zafy»


  • Talata 27 Febroary 2024

Non promulgation des lois» na tsy fankatoavana fampiharana lalàna no nentina

nanongana ny Profesora Zafy Albert, hoy ny filohan’ny antoko politika RCR, Laza Razafiarison, tamin'izany andro izany. Sahy hankato ny fampiharana ilay «Castration» na famosirana ireo mpanolana ve ny filoham-pirenena satria efa lany ilay lalàna nefa mamaly ny avy any ivelany hoe tsy manaraka lalàmpanorenana? Ny vahiny indray no mahay ny lalàna? Ireo depiote sy loholona izany nanaiky be fahatany fotsiny? Mbola mila hazavaina indray ve hoe tsy misy ilàna ireo rafitra miisa 2 ireo fa voafehin'ny «executif» na mpanatanteraka ireo? Andrasantsika ny tohiny, hoy hatrany izy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT