LALAO MALOTO ARA-PIFIDIANANA

Efa ahitana tranga koa ao Manjakandriana


  • Talata 22 Oktobra 2024

Taorian’ny Kaominina Alasora Avaradrano dia fantatra fa efa ahitana ilay lalao maloto momba ny fifidianana

Ben’ny tanana izay hotanterahina ny datin’ny 11 Desambra ho avy izao ihany koa ny ao amin’ny Kaominina Manjakandriana, distrikan’i Manjakandriana. Raha araka ny fanazavan’ny Kandida Tsiveriharisoa natolotry ny FIVOI dia efa misy kandida mpifaninana manangona ny kara-panondro sy ny kara-pifidianan’ny olom-pirenena feno 18 taona sahady amin’izao ao anatin’ity kaominina ity arahin’ny fakana sary. Hanananay porofo mihitsy izany hoy ity Kandida ka tokony hihetsika mafimafy sy hiditra lalindalina kokoa ny Voamierana mahaleo tena misahana ny fifidianana na ny CENI. Efa diso avo lenta loatra mantsy hoy hatrany ity kandida ity ny teknikan’ny fangalaram-bato eto amintsika amin’ny alalan’ny fampiasana ireo fitaovana manaraka ny teknolojia. Kilalao madio sy fahasahiana no tadiavina hoy hatrany izy fa tsy tahotra sahady, arahin’ny fanaovana lalao maloto.
Pati
Legende : Atahorana ho tonga hatrany amin’ny fitondrana ny bileta tokana tahaka izao ny fifidianana Ben’ny tanana raha tsy voafehy !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT