Kristianina manao politika

“Tsy maintsy hisy hanaraby ny irak’Andriamanitra!”


  • Talata 26 Septambra 2023

Tsy maintsy hisy hanaraby ny irak'Andriamanitra, hoy ny antoko politika Kristianina manao politika!

Tsy ataoko hanaitra anefa izany, hoy ny filohan’izy ireo, Eliace Ralaiarimanana, na hitenenan-dratsy aza aho ary aseho amin'ny endrika diso ny teniko sy ny finoako. Indraindray mafy kokoa ny mizaka ny fangatsiahan'ny maro sy ny fanaovan'ny hafa tsinotsinona amin'ny fanompoana an'i Kristy. Voasoratra anefa fa izaho hangina fa Jesoa Kristy ilay nomboina teo ambony hazofijaliana no hiady ho ahy. Hampagaina ho mpikomy ireo izay manompo tsara an'Andriamanitra araka ny feo fiheritreretany. Eo am-pelantanan'Andriamanitra ny hoavin’ny vahoaka malagasy. Ny irak'Andriamanitra tsy maintsy handresy, hoy hatrany ny antoko politika Kristianina manao politika!
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT