Kristianina manao politika

“Mivavaha mandrakariva ho an’i Madagasikara!”


  • Talata 12 Septambra 2023

Ny fandaharam-potoanan'olombelona tsy fandaraharam-potoanan'Andriamanitra,

hoy ny filohan’ny antoko politika Kristianina manao politika. Ny olo-marina, hoy izy, velon'ny finoana ary tsy misy haizina handresy hazavana. Toky no omeko anareo vahoaka malagasy marobe resy lahatra izay niaradia tamiko fa rehefa miaraka amin'Andriamanitra dia tsy misy izany fahadisoam-panatenana izany. Irany aho ary tsy maintsy tanteraka eto ny praograman'Andriamanitra ho voninahiny. Mivavaha mandrakariva ho an'i Madagasikara, hoy hatrany ny Kristianina manao politika!
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT