Kristianina manao politika

“Mila fanamboarana ny rafi-pitsarana”


  • Alatsinainy 04 Septambra 2023

Raha tiana handroso i Madagasikara dia tsy atao mitanila ny fampiharana lalàna,

hoy ny filohan’ny antoko politika Kristianina manao politika sady kandida ho filoham-pirenena, Eliace Ralaiarimanana. Mila fanamboarana ny rafi-pitsarana eto Madagasikara, hoy izy. Maodely ara-toekarena mihitsy no tsy misy eto amintsika. Tsy manana “donnée” na antotan’isa mazava ny fanjakana. Tsy misy olona ambony lalàna na inona toerany na inona ny fahefana ananany. Io tsy fanarahan-dalàna sy io fanararaotam-pahefana ary ny kiantranoantrano io ihany no namotika sy mampihemotra ity firenentsika ity hatramin'izay ka hatramin'izao. Ho an'ny tanindrazana, hoy hatrany ny Kristianina manao politika.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT