Kaominin’Ivato

Manohana ny kandida Penjy ireo mpikambana TIM


  • Alarobia 16 Oktobra 2024

Tsy manaiky teny midina tsy hampandroso tanàna izahay fa izay olona mahavita sy efa nahavita no mety aminay,

hoy ireo mpikambana TIM eny Ivato nivory ny sabotsy teo. Betsaka hoy izy ireo ny fotodrafitrasa natsangan'ny ben'ny tanàna Penjy tao anatin'ny 9 taona ary tena misy fiantraikany mivantana amin'ny fiainan'ny mponina koa rariny loatra raha tohizana ny asa. Vory lanona ny sabotsy teo ireo mpikatroka avy ao amin’ny antoko Tiako i Madagasikara nisafidy ny hanohana an’i Penjy amin’ny fifidianana ben’ny tanana ho tanterahana ny 11 desambra ho avy izao ; ffidianana manakaiky vahoaka izany fifidianana kaominaly izany ka rariny loatra raha misafidy izay olona hitany fa nahavita azy ary mety mbola hahavita azy eo amin’ny mponina sy ny tanana izy ireo. Mponin’Ivato, mahalala tsara ny tanana sy ireo mponina ao aminy, nahavita asa i Penjy Randrinarisoa ka lojika be arak’izany raha manohy ny asa izy, hoy ireo mpikatroka TIM ireto.
Nangonin’i RTT
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT