KAOMININA ANKADIMANGA

Tsara toerana Razafinanja TIM, babony ny fon’ny vahoaka


  • Zoma 06 Desambra 2024

Mbola ny Kandida laharana faha-2 Razafinanja Rabefandroana natolotry ny antoko Tiako I Madagasikara

hatreto no kandida favorie ao anatin’ny Kaominina ambanivohitr’Ankadimanga, distrikan’Atsimondrano. Resy lahatra ny handrotsa-bato ho azy ny ankamaroan’ireo mponina feno 18 taona ao anatin’ity Kaominina ity amin’ny datin’ny 11 Desambra ho avy izao noho ny hamaroan’ireo asa vitany hatramin’izay. Mitovy ny tadin-dokangany sy ny mponina dia ny hanohizana ny asa vita hahafahana mampandroso marina ity Kaominina ity. Tafiditra ao anatin’izany ny asa fanamboarana ireo ampahan-dalana sisa tsy vita, ny fikarakarana ny toho-drano… hahafahan’ny mponina mamokatra. Hangotraka araka izany ny faradoboka hiarahan’ny roa tonta amin’ny Alahady 08 Desambra ho avy izao. Hisy ny mpitsoka mozika hanafana ny lanonana sy ny hetsika maro samihafa ka ny masoandro mody no hampalahelo.
Pati
Legende : Tahaka izao ny hamaroan’ireo vahoaka manaraka ny Kandida Razafinanja mivady ao Ankadimanga !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT