Kandidŕn’ny Fikambanana «Iray Aina»

> Nananika ny toerana avo amin’ny Boriborintany faharoa


  • Alarobia 04 Desambra 2013


Taorian’ny fiahiana fifaninanana tsipy kanetibe teny Ambohipo ny sabotsy lasa teo ary koa ny baolina kitra an’olona 7 teny Andohalo ka nanolorany finday avo lenta ny ekipan’ny Mister Ankaditapaka nandresy 1 no ho 0 ny KVA Ambanidia teo amin’ny famaranana dia nananika ny toerana vao ao amin’ny Boriborintany faharoa irotsahany hofidiana ny kandidà natolotry ny fikambanana Iray Aina, kandida laharana faha-2, Andry Sarobidy Andrianjavony omaly 3 desambra 2013 (Andohamandry, Ankerankely, Amparihy, Manakambahiny Ambony ). Nitafa nivantana tamin’ny mponina indrindra nifanakalo hevitra tamin’ireo tanora hahafantarana ny tena manahirana azy ity kandidà ity tamin’izany.

 

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT