Kandida Sylvia Ranaivojaona

“Tsy manana “naturalisation” aho!”


  • Alarobia 06 Septambra 2023

Tafapetraka omaly teny amin’ny HCC Ambohidahy ny taratasy feno filatsahan-kofidiana ho filoham-pirenenan’ny

kandida Sylvia Ranaivojaona, izay atolotry ny antoko politika Malagasy Lavorary Perfect. Tsy manana fangatahana zom-pirenena hafa na “naturalisation” aho, hoy ity kandida ity! Gasy ray, gasy reny aho. Mikasika ny filoham-pirenena ankehitriny dia anjaran’ny HCC no manapa-kevitra ny momba azy. Fifidianana ihany ny antsika. Fohy ny fotoana raha mbola hanao fikaonandoham-pirenena iarahana amin’ny FFKM. Efa niandry 5 taona isika, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT