KANDIDA AVOTRA SY JIMMY

Vavaka no nisantarany ny fampielezan-kevitra


  • Zoma 10 Mey 2024

Vavaka no nisantarany ny fampielezan-kevitra ho an’ny kandida Avotra sy Jimmy laharana fahatelo,

mpifaninana ao anatin’ny distrikan’Avaradrano ny Alarobia 08 May teo."Ny fahamarinana manandratra ny firenena; Fa ny ota kosa dia fahafaham-baraka amin'ny olona" io no tenin’Andriamanitra nosafidian’izy ireo nitondrana izany fotoam-pivavahana ho fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra izany ary koa nametrahany ireo fikasana rehetra eo am-pelantanany. Mametraka an'Andriamanitra ho lohany foana isika amin'ny zavatra rehetra hoy izy ireo. Narahiny fihaonana tamin'ireo mponina tao Talata Volonondry izany omaly Alakamisy 09 May. Ankoatra ny fihainoana ireo tena maharary ny vahoaka dia nisy hatrany ny fifampiresahana teo amin’ny roa tonta mba hahafahana mamaha ireo karazan’olana eny ifotony indrindra fa ny fahasahiranana mahazo ny vahoakan’Avaradrano ankehitriny.
Pati
Legende : Nandritra ny fotoam-pivavahana nangatahim-pitahiana ho an’ny Kandida Avotra sy Jimmy !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT