Jean Jacques Ratsietison

« Mampiahiahy ny fomba fiasan’ny CENI momba ny lisipifidianana »


  • Alarobia 27 Martsa 2024

Nidina ifotony nanaramaso ny lisipifidianana teny amin’ny fokontany Andafiavaratra

ao anatin’ny kaominina Ankadikely Ilafy omaly ny mpikambana ao amin’ny kolekitifa an’ny Malagasy Jean Jacques Ratsietison.Misy tsy mazava ihany ny fomba fiasan’ny CENI, hoy izy satria misy olona noraisin’ny fokontany anarana, natao ao anatin’ilay lisitra kanefa tsy tafiditra ao amin’ny lisi-pifidianana avy any amin’ny CENI . Misy olona nisoratra anarana efa in-droa kanefa tsy tafiditra, voatery niverina nisoratra anarana fanintelona, tsy mbola fantatra indray hoe ahoana ny tohin’ny taorian’ny fikatonan’ny fisoratana anarana teny anivon’ny fokontany omaly 25 martsa 2024
Aoka ho malina ny olom-pirenena, hoy ny mpikambana ao amin’ny kolekitifa an’ny Malagasy Jean Jacques Ratsietison fa misy zavatra maro tsy mazava, tsy tomombana mihitsy ilay fomba fiasan’ny CENI.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT