Jean François Michel

> Tsara tso-drano hitondra ny feon’Antsirabe I


  • Zoma 29 Novambra 2013


 

Nahazo ny tso-dranon’ny tanoran’Atsimontsena ny kandidà depiote avy amin’ny ankolafy Ravalomanana ao Antsirabe I dia Atoa Jean François Michel izany. Tonga marobe tao amin’ny foiben-toeran’ny antoko Zanak’i Dada teo amin’ny manodidina ny gara ireo mpitarika ny tanora isan-kartie tao amin’ity Fokontany ity ka nanome toky ny kandidà fa hifidy sy hampandany miaraka an’ity kandidà neken’i Dada ity sy ny Dr Robinson Jean Louis amin’ny 20 desambra izao. Nankasitraka izao fihetsika izao moa ny kandidà Jean François Michel ka nanome toky fa tsy hivadika tamin’izay tolona natao hatramin’izay ary tsy hikatsaka afa-tsy izay hampandrosoana ny tanànan’Antsirabe ny tenany ary ho mpanompon’ny vahoaka no ahatongavany.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT