Politique

IZA MOA I TAHINA RAZAFINJOELINA ?


  • Alatsinainy 14 Aogositra 2023

Tsotra: Tso-piaina sy feno fanetre-tena fa tsy tia sehoseho Tale teo anivon’ny Ministera Fanabezam-pirenena sy MInistera toe-bola :

Tanora nilofo tamin’ny fianarana ka nahomby rehefa avy nandalo antana-tohatra maro teo amin’ny sehatry ny asa Tale Mpitantana ary Mpampianatra ao amin’ny Oniversite ITU: Nisafidy ny hizara ny fahaizany sy ny fahalalany eo amin’ny tontolon’ny fanabeazana Misokatra amin’ny tsenam-barotra iraisam-pirenena: Nanangana orinasa misahana sehatra isan-karazany ka nanome asa ireo tanora maro be Mampiray: Tia fihavanana ary manana toetra mampitambatra Nanokatra lalana ho an’ny kanto sy ny vita malagasy tany Afrika atsimo: Mandala ny kolontsaina sy ny zava-kanto malagasy 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT