Honty Razafitrimo

Kandida ho depioten’Ankazobe


  • Alatsinainy 08 Aprily 2024

Anisan’ireo kandida hofidiana ho solombavambahoaka Atoa Razafitrimo Toavintsilavo Honty na i Honty

no hahalalan’ny besinimaro azo, mpikambana amin’ny Tarika Ambondrona. Izy no kandida natolotry ny Vovonana Kelekitifa an’ny Malagasy ahitana ny Antoko FTT, MMM, ARB, MTS, FMI Malagasy any amin’ny Distrikan’Ankazobe, ka hitondra ny teny filamatra « Fihavanana ho an’ny fanovana ». Tafapetraka omaly teny anivon’ny OVEC (Organe de Vérification et d’Enregistrement des Candidatures) ny taratasy firotsahan-kofidiany, ary efa nahazo ny taratasy fanamarinana ny firakitena an’izany ny tenany. Ny zava-kanto no tena nahafantaran’ny olona an’i Honty, saingy tsy vaovao amin’ny politika ihany koa izy. Isan’ny mpandray anjara feno tamin’ireny hetsika notarihin’ny Collectif des candidats ireny ihany koa izy sy ireo namany, izay naneho ny maha olom-pirenena mandray andraikitra sy mikatsaka ny soa iombonana ho an’ny tanindrazana.
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT