HONTY RAZAFITRIMO

Kandida akaikin'ny vahoaka, miasa ho an'ny vahoaka


  • Zoma 10 Mey 2024

Kaominina 3 no notsidihan'ny kandida depiote HONTY RAZAFITRIMO tao amin'ny distrikan' Ankazobe

androany dia : Mahavelona, Miantso. Nahafinaritra ny fihaonana tamin'ireo mponina, fahombiazana no azo hamitinana azy satria dia maro be ireo solontena avy amin'ny isam-pokontany tonga nanatevin-daharana ny ekipa ary nanome toky fa hampandany ny kandida laharana faha 4 avy amin'ny kolekitifa an'ny Malagasy ao Ankazobe ity. Tsy olon-kafa moa i HONTY fa zanak'iny faritra iny, olona tsotra, akaikin'ny vahoaka, mahalala tsara ny marary azy ireo sy ny filany.Amin'ny maha mpanakanto sy artista azy dia mora kokoa aminy ny mifandray aman'olona sy mamantatra ny hetahetan'izy ireo ary mamadika izany ho asa sy vahaolana.
Nangonin'i RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT