Politique

Hisy hetsika anio ? Mailo ny mpitandro ny filaminana


  • Alakamisy 10 Novambra 2011


Hisy fironana ho eny amin’ny kianjan’Ambohijatovo anio. Izay indray ny feo nandeha omaly ary tonga teny am-pototsofin’ny mpitandro ny filaminana. Efa nisy mihitsy aza ny anarana mpanao politika nandeha tao anatin’izay resaka izay. Na izany aza anefa dia tsy mbola fantatra izay mety ho fahamarinan’izany satria mbola tsy nisy ny fanazavana ofisialy nataon’ireo mety ho tompon’andraikitra. Tsy nataon’ny mpitandro ny filaminana ambanin-javatra ny fahenoana an’ilay vaovao na dia mbola honohono aza. Mety ho betsaka, araka izany, ny miaramila mivezivezy eny an-tampon-tanàna anio.
Samy

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT