Hiatrika ny fifidianana Ben’ny tanana

isika ny datin’ny 11 Desambra ho avy izao.


  • Alakamisy 12 Septambra 2024

Anisan’ny fifidianana tena manakaiky vahoaka izy io noho izy miantoka ny fampandrosoana

eny ifotony ka ilana fandinihina sy fieritreterana tsara mialohan’ny handatsaham-bato. Ho an’ny Pastera Heritiana Randriarimalala manokana dia tiany sy faniriany raha olona matahotra an’Andriamanitra no hofidian’ireo olom-pirenena rehetra feno 18 taona. Tsy hijerena loko politika izany hoy izy na anaram-piangonana na olona mandeha mivavaka any am-piangonana isaky andro Sabotsy na Alahady fa ny toe-panahiny mihitsy. Tsy mpangoron-karena fa tia sy mandala ny fahamarinana. Tsy mameno ny paosiny fotsiny ihany koa fa mba manaja ny rariny sy ny hitsiny ary mahay mitsinjo vahoaka mba hisian’ny tena fampandrosoana marina. Olona tahaka izany no tena ilain’ny firenentsika amin’izao hoy hatrany Pastera Heritiana, Filoha mpanorina ny trano Fivavahana Vahao ny Oloko.
Pati
Legende : Pastera Heritiana Randriarimalala, sady mpitondra fivavahana no mpanaraka akaiky ny raharaham-pirenena !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT