Hetsika fotsy

“Ho mafy ity tolona ity!”


  • Alatsinainy 02 Oktobra 2023

Ho mafy ity tolona ity, hoy ny mpitarika ny Hetsika fotsy, Hary Razafindrazaka! Be loatra, hoy izy,

ny tombotsoan'izy ireo ka hanao izay fara-heriny izy hitazomana izany fa isika kosa aoka ny fitiavana an'i Madagasikara, ny mpiray tanindrazana amintsika, indrindra, ireo osan'ny fahantrana noho ny tsy fahaizana mitantan'izao fitondrana izao no hibahana ao an-tsaina ka hitsangana isika. Hijoro hanohitra ny tsindry amin’ny fomba rehetra. Tsy misy hery aharesy izany fitiavan-tanindrazana izany. Tany tan-dalàna i Madagasikara. Izay no tanjona. Izay ihany no antoka ho an’ny fampandrosona ity nosy malalantsika ity. Fampitahorana re izao. Ka hitifitifitra ny malagasy ve izany ianareo? Ataovy aza dia ho hita eo! Tsy misy rà latsaka eo rehefa avela malalaka ny hetsika, hoy hatrany ny Hetsika fotsy.
J. Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT