Heritiana Rasoamiaramanana na Zaref

«Ilaina ny manao «élections mi-mandat»»


  • Alakamisy 07 Martsa 2024

Tsy dia sarotiny ny gasy amin'ny ankapobeny amin’ny

fanaraha-maso ny volany amin’ny alalan'ny depiote «nofidiany» ka lasa "mitolona izy" rehefa tsy faly, hoy ny mpanao politika, Heritiana Rasoamiaramanana na Zaref. Heveriny manko fa rehefa lany ny depiote dia tapitra hatreo ny adidiny, hoy izy. Ilaina, araka ny hevitray, ny manao «élections mi-mandat» fifidianana manasaka fotoam-piasana toy ny any USA mba hanasaziana ny depiote tsy mahavita miaro ny hetahetam-bahoaka. Eto na depiote matory sy manangana tanana fotsiny dia tsy misy azo atao hanasaziana azy sy/na ny antoko misy azy raha tsy afaka 5 taona amin’ny fifidianana. Mila «vrais députés» na tena depiote isika hisolo tena marina antsika sy ho arofanina ho an'ny firenena fa tsy «députés wagons» manara-drenirano sy manompo «patron» na mpampiasa fotsiny, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pr Joseph
  • Alarobia 06 Mey 2026

« Ara-dalàna sy valin'ny nataony

  • Fanenjehana an-dRajoelina
  • Alarobia 06 Mey 2026

Hosantarina amin’ny

  • Mbola mafana ny dosie Raholdina
  • Alarobia 06 Mey 2026

Mifanipaka ny resaky ny PAN

  • Antenimierampirenena
  • Alarobia 06 Mey 2026

Raharaha maro hodinihina anatin’ny 60 andro…

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Talata 05 Mey 2026

Hanomboka anio ny

  • PAN-Raharaha Naivo Raholdina
  • Talata 05 Mey 2026

«Mbola tsy azo esorina ny

Hijery ny tohiny
FTT